Leviticus 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hendahiny ny hoditry ny fanatitra dorana manontolo ka horasainy tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endahana ny sorona dorana dia raisina ho didiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mpanolotra no hanenda-koditra ilay omby sy hanao rasa vaventy azy;
Malagasy Bible 1865
ary hohodirany ny fanatitra dorana, dia horasainy tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hendahiny ny hoditry ny fanatitra dorana manontolo ka horasainy tsara.
malagasy
ary hohodirany ny fanatitra dorana, dia horasainy tsara.