Leviticus 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo zanak’i Arona mpisorona dia hanisy afo eo ambonin’ny alitara ka handahatra kitay eo amin’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hanisy afo eo ambony ôtely ny zanak’i Aarôna mpisorona sy hanohoka kitay hazo eo ambonin’ny afo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ireo taranak’i Aharôna mpisorona kosa hanisy vainafo eo ambonin’ny alitara ka handahatra kitay eo ambonin’ny vainafo;
Malagasy Bible 1865
Ary ireo zanak'i Arona mpisorona dia hanisy afo eo ambonin'ny alitara ka handahatra kitay eo amin'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo zanak’i Arona mpisorona dia hanisy afo eo ambonin’ny alitara ka handahatra kitay eo amin’ny afo.
malagasy
Ary ireo zanak'i Arona mpisorona dia hanisy afo eo ambonin'ny alitara ka handahatra kitay eo amin'ny afo.