Leviticus 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo mpisorona, zanak’i Arona, dia handahatra izay voarasa mbamin’ny lohany sy ny jaborany eo ambonin’ny kitay eo amin’ny afo izay eo ambonin’ny alitara;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay vao halahatry ny mpisorona zanak’i Aarôna eo ambonin’ny kitay hazo, eo amin’ny afo, ny didin-kena mbamin’ny lohany sy ny momba ny atiny rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary mbola ny mpisorona taranak’i Aharôna ihany no handahatra eo ambonin’ireo kitay ireo ny omby voarasa mbamin’ny lohany sy ny taviny.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo mpisorona, zanak'i Arona, dia handahatra ny voarasa mbamin'ny lohany sy ny saborany eo ambonin'ny kitay eo amin'ny afo izay eo ambonin'ny alitara;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo mpisorona, zanak’i Arona, dia handahatra izay voarasa mbamin’ny lohany sy ny jaborany eo ambonin’ny kitay eo amin’ny afo izay eo ambonin’ny alitara;
malagasy
Ary ireo mpisorona, zanak'i Arona, dia handahatra ny voarasa mbamin'ny lohany sy ny saborany eo ambonin'ny kitay eo amin'ny afo izay eo ambonin'ny alitara;