Leviticus 10:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary mba hampianaranareo ny Zanak’Israely ny didy rehetra izay nasain’NY TOMPO holazain’i Mosesy taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary mba hahaizanareo mampianatra ny zanak’i Israely ny lalàna rehetra nomen’i Iaveh azy ireo, tamin’ny alalan’i Môizy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na koa rehefa hampianatra ny Israelita ny lalàna rehetra izay nampitaiko ho azy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
ary mba hampianarinareo ny Zanak'Isiraely ny didy rehetra izay nasain'i Jehovah holazain'i Mosesy taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary mba hampianaranareo ny Zanak’Israely ny didy rehetra izay nasain’NY TOMPO holazain’i Mosesy taminy.
malagasy
ary mba hampianarinareo ny Zanak'Isiraely ny didy rehetra izay nasain'i Jehovah holazain'i Mosesy taminy.