Leviticus 10:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hohaninareo eo amin’izay fitoerana masina izany fa anjaranao sy ny zanakao avy amin’ny fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO. Izany no nandidiany ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hano eo amin’ny fitoerana masina izany, fa anjaranao sy anjaran’ireo zanakao, avy amin’ny fanatitra atao amin’ny afo ho an’i Iaveh, araka ny didy azoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo amin’ny faritra voatokana ho an’izany ihany no hihinananareo azy, fa anjaranao sy ny zanakao izany ambiny avy amin’ny fanatitra ho an’ny TOMPO izany araka ny baiko nomeny ahy.
Malagasy Bible 1865
Ary hano eo amin'izay fitoerana masina izany, fa anjaranao sy ny zanakao avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah izany; fa izany no nandidiany ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hohaninareo eo amin’izay fitoerana masina izany fa anjaranao sy ny zanakao avy amin’ny fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO. Izany no nandidiany ahy.
malagasy
Ary hano eo amin'izay fitoerana masina izany, fa anjaranao sy ny zanakao avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah izany; fa izany no nandidiany ahy.