Leviticus 10:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, tsy nampidirina tao anatin’ny fitoerana masina ny rany, nefa tokony ho nohaninareo teo amin’ny fitoerana masina mihitsy izany, araka izay nandidiako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka indro izao fa ny ran’ny sorona tsy nentina tao anatin’ny fitoerana masina; ianareo koa, tokony ho nihinana azy, teo amin’ny toerana masina, araka ny nandidiako azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ran’ilay biby natao sorona dia tsy nampidirina tao anatin’ny Toeramasina, ka tokony ho teo amin’ny faritra voatokana ho an’izany no nihinananareo ny henany, araka izay nandidiako anareo.
Malagasy Bible 1865
Indro, ny ràny tsy nampidirina tao anatin'ny fitoerana masina, koa tokony ho nihinana azy mihitsy teo amin'ny fitoerana masina ianareo, araka izay nandidiako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, tsy nampidirina tao anatin’ny fitoerana masina ny rany, nefa tokony ho nohaninareo teo amin’ny fitoerana masina mihitsy izany, araka izay nandidiako.
malagasy
Indro, ny ràny tsy nampidirina tao anatin'ny fitoerana masina, koa tokony ho nihinana azy mihitsy teo amin'ny fitoerana masina ianareo, araka izay nandidiako.