Leviticus 10:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy afo nivoaka avy teo anatrehan’NY TOMPO ka nahafaty azy roa lahy; maty teo anatrehan’NY TOMPO izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nisy afo nivoaka teo anatrehan’i Iaveh nandevona azy ireo, hany ka maty teo anatrehan’i Iaveh izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nisy afo nivoaka avy teo anatrehan’ny TOMPO ka nandoro an’i Nadaba sy i Abihò; hany ka maty teo amin’ny Toeramasina teo izy roa lahy.
Malagasy Bible 1865
Dia nisy afo nivoaka avy teo anatrehan'i Jehovah ka nahafaty azy roa lahy, dia maty teo anatrehan'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy afo nivoaka avy teo anatrehan’NY TOMPO ka nahafaty azy roa lahy; maty teo anatrehan’NY TOMPO izy ireo.
malagasy
Dia nisy afo nivoaka avy teo anatrehan'i Jehovah ka nahafaty azy roa lahy, dia maty teo anatrehan'i Jehovah izy.