Leviticus 10:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ren’i Mosesy izany dia nankasitrahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany teny izany i Môizy dia nankasitraka izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ren’i Mosesy izany valin-tenin’i Aharôna izany, dia nankasitrahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary raha ren'i Mosesy izany, dia nankasitrahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ren’i Mosesy izany dia nankasitrahany.
malagasy
Ary raha ren'i Mosesy izany, dia nankasitrahany.