Leviticus 10:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Mosesy dia niantso an’i Misaela sy i Elzafana, zanak’i Oziela, rahalahin-drain’i Arona, ka niteny taminy hoe: Manatòna ka ento hiala teo anoloan’ny fitoerana masina ny rahalahinareo ho eny ivelan’ny toby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Môizy niantso an’i Misaely sy Elisafôna, zanak’i Oziela, rahalahin-drain’i Aarôna, nilaza tamin’ireo hoe: «Manatòna ianareo ka ento ny rahalahinareo hanalavitra ny fitoerana masina any ivelan’ny toby.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampanalain’i Mosesy kosa ry i Misaela sy i Elitsafàna, samy zanakalahin’i Hoziela izay rahalahin-drain’i Aharôna, ka nilazany hoe: Manatona ianareo ka ento ny fatin’ny havanareo hiala eo amin’ny Toeramasina, ho any ivelan’ny toby.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy dia nampaka an'i Misaela sy Elzafana, zanak'i Oziela, rahalahin-drain'i Arona, ka nanao taminy hoe: Manatòna, ka ento ny rahalahinareo hiala eo anoloan'ny fitoerana masina ho eny ivelan'ny toby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Mosesy dia niantso an’i Misaela sy i Elzafana, zanak’i Oziela, rahalahin-drain’i Arona, ka niteny taminy hoe: Manatòna ka ento hiala teo anoloan’ny fitoerana masina ny rahalahinareo ho eny ivelan’ny toby.
malagasy