Leviticus 10:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatona izy roa lahy ka nitondra azy, mbola miakanjo ny akanjo lavany ihany, ho eny ivelan’ny toby, araka izay nolazain’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanatona ireo ka nitondra azy mbola miakanjo ny tonîkany, nankany ivelan’ny toby, araka ny nandidian’i Môizy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanatona izy roa lahy ka nitondra ny faty mbola miakanjo ny fanamiany, ho any ivelan’ny toby araka izay voalazan’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Dia nanatona izy roa lahy ka nitondra azy, mbola miakanjo ny akanjo lavany ihany, ho eny ivelan'ny toby, araka izay efa nolazain'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatona izy roa lahy ka nitondra azy, mbola miakanjo ny akanjo lavany ihany, ho eny ivelan’ny toby, araka izay nolazain’i Mosesy.
malagasy
Dia nanatona izy roa lahy ka nitondra azy, mbola miakanjo ny akanjo lavany ihany, ho eny ivelan'ny toby, araka izay efa nolazain'i Mosesy.