Leviticus 10:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO niteny tamin’i Arona hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Iaveh niteny tamin’i Aarôna nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niteny tamin’i Aharôna ny TOMPO ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Arona ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO niteny tamin’i Arona hoe:
malagasy
Ary Jehovah niteny tamin'i Arona ka nanao hoe: