Leviticus 10:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza misotro divay na toaka ianao na ny zanakao, raha miditra ao amin’ny tranolay fihaonana, mba tsy ho faty ianareo. Ho lalàna maharitra amin’ny taranakareo fara aman-dimby izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza misotro divay na fisotro mahamamo ianao, sy ny zanakao koa, rehefa hiditra ao an-trano lay fihaonana, mba tsy hahafaty anareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Aza misotro divay na zava-pisotro hafa mahamamo ianao sy ny zanakao, rehefa hiditra ao an- Tranolay fihaonana, mba tsy ho faty ianareo; lalàna raikitra ho anareo sy ny taranakareo izany.
Malagasy Bible 1865
Aza misotro divay na toaka ianao, na ny zanakao, raha miditra ao amin'ny trano-lay fihaonana, mba tsy ho faty ianareo (ho lalàna mandrakizay amin'ny taranakareo hatramin'ny fara mandimby izany),
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza misotro divay na toaka ianao na ny zanakao, raha miditra ao amin’ny tranolay fihaonana*, mba tsy ho faty ianareo. Ho lalàna maharitra amin’ny taranakareo fara aman-dimby izany,
malagasy
Aza misotro divay na toaka ianao, na ny zanakao, raha miditra ao amin'ny trano-lay fihaonana, mba tsy ho faty ianareo (ho lalàna mandrakizay amin'ny taranakareo hatramin'ny fara mandimby izany),