Leviticus 11:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy sy i Arona:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny tamin’i Môizy sy i Aarôna i Iaveh nanao tamin’izy ireo hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna ny TOMPO
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanao taminy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy sy i Arona:
malagasy
[Ny lalàna ny amin'ny biby madio sy maloto] Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanao taminy hoe: