Leviticus 11:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra ao anaty rano ka tsy misy vombony na kirany dia ho zava-betaveta aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay tsy misy vombony na kirany ao anaty rano, dia ho zava-betaveta avokoa aminareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay biby rehetra ao anaty rano, kanefa tsy misy vombony na kirany, dia ho fady aminareo.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra tsy misy vombony na kirany ao anaty rano dia ho zava-betaveta aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra ao anaty rano ka tsy misy vombony na kirany dia ho zava-betaveta aminareo.
malagasy
Izay rehetra tsy misy vombony na kirany ao anaty rano dia ho zava-betaveta aminareo.