Leviticus 11:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no ho zava-betaveta aminareo amin’ny vorona ka tsy ho fihinanareo: Ny vaotoro, ny voromahery sy ny ankoay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Amin’ny vorona kosa, dia ireto no ho zava-betaveta ho anareo ka tsy hohanina, fa zava-betaveta:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao kosa no hofadînareo amin’ny vorona ka tsy hohaninareo: ny voromahery sy ankoay isan-karazany;
Malagasy Bible 1865
Ary izao no ho zava-betaveta aminareo amin'ny vorona ka tsy ho fihinanareo, fa zava-betaveta izy: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no ho zava-betaveta aminareo amin’ny vorona ka tsy ho fihinanareo: Ny vaotoro, ny voromahery sy ny ankoay,
malagasy
Ary izao no ho zava-betaveta aminareo amin'ny vorona ka tsy ho fihinanareo, fa zava-betaveta izy: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay