Leviticus 11:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Ireto avy no azonareo hanina amin’ny biby rehetra ambonin’ny tany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao hoe: Izao no ho biby fihinanareo amin’ny biby rehetra eto ambonin’ny tany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Izao no ho fihinanareo amin’ny biby rehetra eto ambonin’ny tany:
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Izao no ho fihinanareo amin'ny biby rehetra ambonin'ny tany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Ireto avy no azonareo hanina amin’ny biby rehetra ambonin’ny tany:
malagasy
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Izao no ho fihinanareo amin'ny biby rehetra ambonin'ny tany: