Leviticus 11:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zava-mandady rehetra izay manana elatra sady mandia tongotra efatra dia ho zava-betaveta aminareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ny biby madinika rehetra manana elatra, mandia tongotra efatra, ho zava-betaveta aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny bibikely rehetra manana elatra sady mandia tongotra efatra dia ho fady aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ny zava-mandady rehetra izay manana elatra sady mandia tongotra efatra dia ho zava-betaveta aminareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zava-mandady rehetra izay manana elatra sady mandia tongotra efatra dia ho zava-betaveta aminareo;
malagasy