Leviticus 11:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa kosa ho fihinanareo amin’ny zava-mandady manana elatra sady mandia tongotra efatra, izay manan-tongotra lava ambonin’ny faladiany hitsipihany eo amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny biby madinika manana elatra mandia tongotra efatra anefa, hano ihany izay manam-pingotra ambony faladia, hitsipihany eo amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ireo bibikely ireo anefa, dia ho azonareo hanina ihany izay manampingotra ambony faladiany hitsipitsipihany eo amin’ny tany;
Malagasy Bible 1865
nefa izao kosa no ho fihinanareo amin'ny zava-mandady izay manana elatra sady mandia tongotra efatra, dia izay manam-pingotra ambonin'ny faladiany hitsipihany eo amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa kosa ho fihinanareo amin’ny zava-mandady manana elatra sady mandia tongotra efatra, izay manan-tongotra lava ambonin’ny faladiany hitsipihany eo amin’ny tany.
malagasy
nefa izao kosa no ho fihinanareo amin'ny zava-mandady izay manana elatra sady mandia tongotra efatra, dia izay manam-pingotra ambonin'ny faladiany hitsipihany eo amin'ny tany.