Leviticus 11:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ireny dia ireto no ho fihinanareo: Ny valala sy ny sopanga isan-karazany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireto no ho fihinanareo amin’ireny: ny valala isan-karazany, ny solama isan-karazany, ny hargôla isan-karazany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ireto avy izany: ny valala fihinana, ny solama, ny hargôla ary ny hagaba samy isan-karazany avy.
Malagasy Bible 1865
Amin'ireny dia izao no ho fihinanareo; ny valala, isan-karazany, ny solama, isan-karazany, ary ny hargola, isan-karazany, ary ny hagaba, isan-karazany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ireny dia ireto no ho fihinanareo: Ny valala sy ny sopanga isan-karazany.
malagasy
Amin'ireny dia izao no ho fihinanareo; ny valala, isan-karazany, ny solama, isan-karazany, ary ny hargola, isan-karazany, ary ny hagaba, isan-karazany.