Leviticus 11:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny biby mandady hafa rehetra izay manana elatra sady mandia tongotra efatra ankoatra ireo kosa dia ho zava-betaveta aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny biby hafa manana elatra mandia tongotra efatra, dia ho zava-betaveta aminareo avokoa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny biby hafa manana elatra sady mandia tongotra efatra dia ho fady aminareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny zava-mandady rehetra izay manana elatra sady mandia tongotra efatra afa-tsy ireo dia ho zava-betaveta aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny biby mandady hafa rehetra izay manana elatra sady mandia tongotra efatra ankoatra ireo kosa dia ho zava-betaveta aminareo.
malagasy
Fa ny zava-mandady rehetra izay manana elatra sady mandia tongotra efatra afa-tsy ireo dia ho zava-betaveta aminareo.