Leviticus 11:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no ho zava-maloto aminareo; koa izay rehetra mikasika ny fatiny dia haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao koa no hahaloto anareo, ka na zovy na zovy no hikasika ny fatiny, dia haloto mandra-paharivan’ny andro;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ireto biby hotanisaina manaraka ireto koa dia hahaloto anareo. Na zovy na zovy mikasika ny fatin’ireo, dia haloto mandra-paharivan’ny andro;
Malagasy Bible 1865
Dia Ireo no ho zava-maloto aminareo; ary izay rehetra mikasika ny fatiny dia haloto mandra-paharivan'ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no ho zava-maloto aminareo; koa izay rehetra mikasika ny fatiny dia haloto mandra-paharivan’ny andro.
malagasy
Dia Ireo no ho zava-maloto aminareo; ary izay rehetra mikasika ny fatiny dia haloto mandra-paharivan'ny andro.