Leviticus 11:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanasa ny fitafiany izay rehetra mitondra ny fatiny ka haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary na zovy na zovy hitondra tapaky ny fatiny dia hanasa ny fitafiany sy haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary na zovy na zovy mitondra ny fatin’ireo, dia haloto koa mandra-paharivan’ny andro sady tsy mainty hanasa fitafiana.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra mitondra ny fatiny dia hanasa ny fitafiany ary haloto mandra-paharivan'ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanasa ny fitafiany izay rehetra mitondra ny fatiny ka haloto mandra-paharivan’ny andro.
malagasy
Ary izay rehetra mitondra ny fatiny dia hanasa ny fitafiany ary haloto mandra-paharivan'ny andro.