Leviticus 11:27 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra mandeha amin’ny faladiany, amin’ny biby rehetra izay mandia tongotra efatra, dia zava-maloto aminareo; haloto mandra-paharivan’ny andro izay rehetra mikasika ny fatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny biby mandia tongotra efatra, izay mandeha amin’ny faladiany dia haloto aminareo, ka haloto mandra-pahariva ny andro izay rehetra mikasika ny fatiny;
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra mandeha amin'ny faladiany, amin'ny biby rehetra izay mandia tongotra efatra, dia zava-maloto aminareo; haloto mandra-paharivan'ny andro izay rehetra mikasika ny fatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra mandeha amin’ny faladiany, amin’ny biby rehetra izay mandia tongotra efatra, dia zava-maloto aminareo; haloto mandra-paharivan’ny andro izay rehetra mikasika ny fatiny.
malagasy