Leviticus 11:28 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanasa ny fitafiany izay mitondra ny fatiny ka haloto mandra-paharivan’ny andro; ho zava-maloto aminareo ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izay rehetra nitondra ny fatiny dia hanasa ny fitafiany sy haloto mandra-paharivan’ny andro. Ho zava-maloto aminareo ireo biby ireo.»
Malagasy Bible 1865
Ary izay mitondra ny fatiny dia hanasa ny fitafiany ka haloto mandra-paharivan'ny andro; ho zava-maloto aminareo ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanasa ny fitafiany izay mitondra ny fatiny ka haloto mandra-paharivan’ny andro; ho zava-maloto aminareo ireny.
malagasy
Ary izay mitondra ny fatiny dia hanasa ny fitafiany ka haloto mandra-paharivan'ny andro; ho zava-maloto aminareo ireny.