Leviticus 11:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny biby izay mandady na mikisaka amin’ny tany kosa dia ireto no haloto aminareo: Ny jaboady, ny totozy ary ny androngo isan-karazany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Amin’ny biby madinika mandady amin’ny tany, ireto no ho maloto aminareo: ny kionkiona, ny totozy, ny androngo isan-karazany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Amin’ny biby madinika mifanaretsaka ambonin’ny tany, dia ireto avy no ho maloto aminareo: ny kionkona, ny totozy, ny androngo isan-karazany
Malagasy Bible 1865
Ary izao no haloto aminareo amin'ny biby izay mandady na mikisaka amin'ny tany: ny kionkiona sy ny totozy ary ny sitry, isan-karazany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny biby izay mandady na mikisaka amin’ny tany kosa dia ireto no haloto aminareo: Ny jaboady, ny totozy ary ny androngo isan-karazany,
malagasy
Ary izao no haloto aminareo amin'ny biby izay mandady na mikisaka amin'ny tany: ny kionkiona sy ny totozy ary ny sitry, isan-karazany,