Leviticus 11:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay biby rehetra mivaky kitro ka misaraka tsara ny kitrony sady mandinika no ho fihinanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny biby rehetra mivaky kitro sy misampan-tongotra ary mandinika no hohaninareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny biby rehetra mivaky kitro sady mandinika.
Malagasy Bible 1865
Izay biby rehetra mivaky kitro, ka misaraka tsara ny kitrony, sady mandinika izy, no ho fihinanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay biby rehetra mivaky kitro ka misaraka tsara ny kitrony sady mandinika no ho fihinanareo.
malagasy
Izay biby rehetra mivaky kitro, ka misaraka tsara ny kitrony, sady mandinika izy, no ho fihinanareo.