Leviticus 11:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny matahotrandro, ny sitry, ny tana, ary ny antsiantsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny mosaraina, ny tanalahy, ny salamandry, ny tsàtsaka, ary ny taopy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
toy ny sitry na antsiantsy na matahotrandro na mosaraina, ary ny tana.
Malagasy Bible 1865
ary ny anakà sy ny koaha sy ny letaha sy ny hometa ary ny tana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny matahotrandro, ny sitry, ny tana, ary ny antsiantsy.
malagasy
ary ny anakà sy ny koaha sy ny letaha sy ny hometa ary ny tana.