Leviticus 11:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no maloto aminareo amin’ny biby rehetra izay mandady na mikisaka; izay rehetra mikasika ny fatin’ireo dia haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no ho maloto aminareo amin’ny biby mandady; ka haloto mandra-paharivan’ny andro izay rehetra mikasika ny fatin’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny biby madinika rehetra, dia ireo no ho maloto aminareo; ka na zovy na zovy mikasika ny fatin’ireo, dia haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy Bible 1865
Ireo no maloto aminareo amin'ny biby rehetra izay mandady na mikisaka; izay rehetra mikasika ny fatin'ireo dia haloto mandra-paharivan'ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no maloto aminareo amin’ny biby rehetra izay mandady na mikisaka; izay rehetra mikasika ny fatin’ireo dia haloto mandra-paharivan’ny andro.
malagasy
Ireo no maloto aminareo amin'ny biby rehetra izay mandady na mikisaka; izay rehetra mikasika ny fatin'ireo dia haloto mandra-paharivan'ny andro.