Leviticus 11:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Momba ny vilany tany rehetra izay ilatsahan’ny fatin’ireo dia haloto izay ao anatiny na inona na inona; koa hovakinareo ny vilany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha misy zavatra amin’ireny sendra tafalatsaka ao anatin’ny vilany tany, dia haloto avokoa izay rehetra ao anaty vilany, ka homontsaninareo ny vilany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha siny tanimanga no sendra ilatsahana fatim-biby madinika, dia haloto avokoa ny zavatra ao anatin’io siny io, ka tsy maintsy hovakînareo ilay siny;
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny vilany tany rehetra izay ilatsahan'ny fatin'ireo, dia haloto izay ao anatiny na inona na inona, ary ny vilany dia hovakinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Momba ny vilany tany rehetra izay ilatsahan’ny fatin’ireo dia haloto izay ao anatiny na inona na inona; koa hovakinareo ny vilany.
malagasy
Ary ny amin'ny vilany tany rehetra izay ilatsahan'ny fatin'ireo, dia haloto izay ao anatiny na inona na inona, ary ny vilany dia hovakinareo.