Leviticus 11:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hanina fihinana rehetra izay asiana rano dia haloto; ny fisotro rehetra izay sotroina koa dia haloto, na fitaovana inona na fitaovana inona no nisy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haloto ny zava-pihinana rehetra nandrahoina tamin’ny rano, haloto ny zava-pisotro izay isotroana na inona na inona tavy misy azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
haloto koa ny zava-pihinana rehetra notapohana rano avy amin’io siny io. Haloto ihany koa ny zava-pisotro rehetra ilatsahan’ny fatin’ireo, na inona na inona fitaovana nisy azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny hanina fihinana rehetra, izay asian-drano, sy ny fisotro rehetra izay sotroina dia haloto koa, na tamin'ny fanaka inona na tamin'ny fanaka inona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hanina fihinana rehetra izay asiana rano dia haloto; ny fisotro rehetra izay sotroina koa dia haloto, na fitaovana inona na fitaovana inona no nisy azy.
malagasy
Ary ny hanina fihinana rehetra, izay asian-drano, sy ny fisotro rehetra izay sotroina dia haloto koa, na tamin'ny fanaka inona na tamin'ny fanaka inona.