Leviticus 11:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa ny loharano na ny lavaka famorian-drano izay misy rano dia hadio ihany; fa izay mikasika ny fatin-javatra eo no haloto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny loharano anefa mbamin’ny lavaka fantsakana izay fiangonan-drano, dia hitoetra ho madio ihany, fa izay mikasika ny fatin-javatra no haloto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny amin’ny loharano na lavaka fantsakana, sendra ilatsahana fatim-biby madinika kosa, dia hadio ihany ny rano fa izay hanala ilay fatim-biby no haloto.
Malagasy Bible 1865
Kanefa ny loharano na ny lavaka famorian-drano izay misy rano be dia hadio ihany; fa izay mikasika ny fatin-javatra eo no haloto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa ny loharano na ny lavaka famorian-drano izay misy rano dia hadio ihany; fa izay mikasika ny fatin-javatra eo no haloto.
malagasy
Kanefa ny loharano na ny lavaka famorian-drano izay misy rano be dia hadio ihany; fa izay mikasika ny fatin-javatra eo no haloto.