Leviticus 11:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy fatin’ireo latsaka amin’ny voan-javatra famafy, izay efa hafafy, dia hadio ihany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha voa hafafy no hilatsahan-javatra avy amin’ny fatin’ireny, dia hitoetra ho madio ihany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha voa famafy no ilatsahan’ny fatim-biby, dia hadio ihany ny voa famafy;
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy fatin'ireo latsaka amin'ny voan-javatra famafy, izay efa hafafy, dia hadio ihany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy fatin’ireo latsaka amin’ny voan-javatra famafy, izay efa hafafy, dia hadio ihany izany.
malagasy
Ary raha misy fatin'ireo latsaka amin'ny voan-javatra famafy, izay efa hafafy, dia hadio ihany izany.