Leviticus 11:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha misy voan-javatra nalona tamin’ny rano ka ilatsahan’ny fatiny dia ho zava-maloto aminareo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha nasian-drano anefa ny voa nafafy, no nianjeran-javatra avy amin’ny fatin’ireny, dia hataonareo zava-maloto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa raha voan-javatra hohanina ka nalona tamin’ny rano kosa no ilatsahany, dia haloto aminareo izany voan-javatra izany.
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy voan-javatra nalona tamin'ny rano ka ilatsahan'ny fatiny, dia ho zava-maloto aminareo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha misy voan-javatra nalona tamin’ny rano ka ilatsahan’ny fatiny dia ho zava-maloto aminareo izany.
malagasy
Fa raha misy voan-javatra nalona tamin'ny rano ka ilatsahan'ny fatiny, dia ho zava-maloto aminareo izany.