Leviticus 11:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy maty izay biby fihinanareo dia haloto mandra-paharivan’ny andro izay mikasika ny fatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha biby azonareo hanin-kena no maty, izay mikasika ny fatiny haloto mandra-paharivan’ny andro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha biby fihinan-kena no maty ho azy, izay mikasika ny fatiny dia haloto mandra-paharivan’ny andro;
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy maty izay biby fihinanareo, dia haloto mandra-paharivan'ny andro izay mikasika ny fatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy maty izay biby fihinanareo dia haloto mandra-paharivan’ny andro izay mikasika ny fatiny.
malagasy
Ary raha misy maty izay biby fihinanareo, dia haloto mandra-paharivan'ny andro izay mikasika ny fatiny.