Leviticus 11:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa amin’izay mandinika sy mivaky kitro dia ireto kosa no tsy ho fihinanareo: Ny rameva, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro: Maloto aminareo izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny mandinika fotsiny na ny mivaky kitro fotsiny tsy hohaninareo. Ohatra ny rameva, izay mandinika nefa tsy mivaky kitro, dia ho maloto eo aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ny biby mandinika fotsiny na mivaky kitro fotsiny tsy hohaninareo, fa maloto aminareo ireny, ohatra: ny rameva satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro;
Malagasy Bible 1865
Kanefa amin'izay mandinika sy mivaky kitro dia izao kosa no tsy ho fihinanareo: Ny rameva, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro: maloto aminareo izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa amin’izay mandinika sy mivaky kitro dia ireto kosa no tsy ho fihinanareo: Ny rameva, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro: Maloto aminareo izy;
malagasy
Kanefa amin'izay mandinika sy mivaky kitro dia izao kosa no tsy ho fihinanareo: Ny rameva, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro: maloto aminareo izy;