Leviticus 11:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanasa ny fitafiany izay mihinana amin’ny fatiny ka haloto mandra-paharivan’ny andro; ary izay mitondra ny fatiny dia hanasa ny fitafiany sady haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izay mihinana ny fatiny, hanasa ny fitafiany sy haloto mandra-paharivan’ny andro; izay hitondra ny fatiny dia hanasa ny fitafiany sy haloto mandra-paharivan’ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay mihinana amin’ny henany kosa dia haloto mandra-paharivan’ny andro sady tsy maintsy manasa fitafiana; ary izay hitondra ilay fatim-biby, dia haloto mandra-paharivan’ny andro ihany koa sady tsy maintsy manasa fitafiana.
Malagasy Bible 1865
Ary izay mihinana amin'ny fatiny dia hanasa ny fitafiany, ary haloto mandra-paharivan'ny andro; ary izay mitondra ny fatiny dia hanasa ny fitafiany sady haloto mandra-paharivan'ny andro
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanasa ny fitafiany izay mihinana amin’ny fatiny ka haloto mandra-paharivan’ny andro; ary izay mitondra ny fatiny dia hanasa ny fitafiany sady haloto mandra-paharivan’ny andro.
malagasy
Ary izay mihinana amin'ny fatiny dia hanasa ny fitafiany, ary haloto mandra-paharivan'ny andro; ary izay mitondra ny fatiny dia hanasa ny fitafiany sady haloto mandra-paharivan'ny andro