Leviticus 11:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany dia ho zava-betaveta aminareo ka tsy azo hanina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny biby rehetra mandady amin’ny tany dia ho zava-betaveta aminareo, ka tsy hohanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny bibikely rehetra mifanaretsaka ambonin’ny tany dia ho fady aminareo ka tsy fihinana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zavatra rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany dia ho zava-betaveta aminareo ka tsy ho fihinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany dia ho zava-betaveta aminareo ka tsy azo hanina.
malagasy
Ary ny zavatra rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany dia ho zava-betaveta aminareo ka tsy ho fihinana.