Leviticus 11:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mametaveta ny tenanareo amin’izay biby mandady na mikisaka; ary aza mandoto ny tenanareo aminy mba tsy hahaloto anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mametaveta ny tenanareo amin’ireny biby mandady rehetra ireny; aza mandoto ny tenanareo amin’ireny fa hahazo loto avy amin’ireny ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka tsy hanota fady na handoto tena amin’ireny bibikely rehetra ireny ianareo, fandrao hanjary maloto ianareo.
Malagasy Bible 1865
Aza mametaveta ny tenanareo amin'izay biby mandady na mikisaka; ary aza mandoto ny tenanareo aminy, mba tsy hahaloto anareo izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mametaveta ny tenanareo amin’izay biby mandady na mikisaka; ary aza mandoto ny tenanareo aminy mba tsy hahaloto anareo.
malagasy
Aza mametaveta ny tenanareo amin'izay biby mandady na mikisaka; ary aza mandoto ny tenanareo aminy, mba tsy hahaloto anareo izany.