Leviticus 11:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo, koa manamasìna ny tenanareo dia ho masina ianareo satria masina Aho; ary aza mandoto ny tenanareo amin’izay zavatra mandady na mikisaka amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izaho no Iaveh Andriamanitrareo, ka hanamasina ny tenanareo ianareo dia ho masina satria masina Aho; aza mandoto ny tenanareo amin’izay biby rehetra mandady amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo. Masina Aho ka mitandrema tena mba ho masina ianareo; ary aoka ny tenanareo tsy holotoinareo amin’izay bibikely mandady amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, dia manamasina ny tenanareo, ka dia ho masina ianareo, satria masina Aho; ary aza mandoto ny tenanareo amin'izay zavatra mandady na mikisaka amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izaho no TOMPO Andriamanitrareo, koa manamasìna ny tenanareo dia ho masina ianareo satria masina Aho; ary aza mandoto ny tenanareo amin’izay zavatra mandady na mikisaka amin’ny tany.
malagasy
Fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, dia manamasina ny tenanareo, ka dia ho masina ianareo, satria masina Aho; ary aza mandoto ny tenanareo amin'izay zavatra mandady na mikisaka amin'ny tany.