Leviticus 11:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izaho no TOMPO izay nitondra anareo niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta mba ho Andriamanitrareo ka ho masina ianareo satria masina Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Izaho no Iaveh nampiakatra anareo avy amin’ny tany Ejipta, mba ho Andriamanitrareo. Aoka ho masina ianareo satria masina Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Izaho no TOMPO Izay nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta mba ho Andriamanitrareo; ka dia ho masina ianareo, satria masina Aho.»
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho no Jehovah Izay nitondra anareo niakatra avy tany amin'ny tany Egypta, mba ho Andriamanitrareo, ka dia ho masina ianareo, satria masina Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izaho no TOMPO izay nitondra anareo niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta mba ho Andriamanitrareo ka ho masina ianareo satria masina Aho.
malagasy
Fa Izaho no Jehovah Izay nitondra anareo niakatra avy tany amin'ny tany Egypta, mba ho Andriamanitrareo, ka dia ho masina ianareo, satria masina Aho.