Leviticus 11:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no lalàna momba ny biby sy ny vorona, ny zavamananaina rehetra izay mihetsiketsika ao anaty rano ary ny zavamananaina rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no lalàna momba ny biby mandia tongotra efatra, ny vorona, ny zava-miaina rehetra mihetsiketsika ao anaty rano, ary izay rehetra mandady amin’ny tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no fepetra momba ny biby sy ny vorona ary ny zavamananaina rehetra mihetsiketsika anaty rano na mifanaretsaka ambonin’ny tany;
Malagasy Bible 1865
Izany no lalàna ny amin'ny biby sy ny vorona sy ny zava-manan'aina rehetra izay mihetsiketsika ao anaty rano ary ny zava-manan'aina rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no lalàna momba ny biby sy ny vorona, ny zavamananaina rehetra izay mihetsiketsika ao anaty rano ary ny zavamananaina rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany,
malagasy
Izany no lalàna ny amin'ny biby sy ny vorona sy ny zava-manan'aina rehetra izay mihetsiketsika ao anaty rano ary ny zava-manan'aina rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany,mba hanavahana ny maloto sy ny madio, ary ny biby izay ho fihinana sy ny biby izay tsy ho fihinana.