Leviticus 11:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hanavahana ny maloto sy ny madio ary ny biby azo hanina sy tsy azo hanina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hanavahanareo izay maloto sy izay madio ary ny biby fihinana sy izay tsy fihinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hanavahanareo ny biby madio sy maloto ary ny biby izay fihinana sy izay tsy fihinana.
Malagasy Bible 1865
mba hanavahana ny maloto sy ny madio, ary ny biby izay ho fihinana sy ny biby izay tsy ho fihinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hanavahana ny maloto sy ny madio ary ny biby azo hanina sy tsy azo hanina.
malagasy
mba hanavahana ny maloto sy ny madio, ary ny biby izay ho fihinana sy ny biby izay tsy ho fihinana.