Leviticus 11:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny hiràka, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro: Maloto aminareo izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ohatra ny zerboaza, izay mandinika fa tsy mivaky kitro, dia ho maloto aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny hiràka, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro;
Malagasy Bible 1865
ary ny hyraka, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro: maloto aminareo izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny hiràka, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro: Maloto aminareo izy;
malagasy
ary ny hyraka, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro: maloto aminareo izy;