Leviticus 11:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny bitro, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro; maloto aminareo izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ohatra ny bitro, izay mandinika fa tsy misampan-tongotra, dia ho maloto aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny bitro, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro;
Malagasy Bible 1865
ary ny rabitro, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro; maloto aminareo izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny bitro, satria mandinika ihany izy nefa tsy mba mivaky kitro; maloto aminareo izy;
malagasy
ary ny rabitro, satria mandinika ihany izy, nefa tsy mba mivaky kitro; maloto aminareo izy;