Leviticus 11:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ho fihinanareo ny henan’ireny ary tsy hokasihinareo akory ny fatiny: Zava-maloto aminareo ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aza mihinana ny henany, na mikasika izay fatiny akory, fa maloto aminareo ireny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aza haninareo ny henany ary aza kasihinareo akory ny fatiny: maloto aminareo ireny.
Malagasy Bible 1865
Ny henan'ireny tsy ho fihinanareo, ary ny fatiny tsy hokasihinareo akory; zava-maloto aminareo ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ho fihinanareo ny henan’ireny ary tsy hokasihinareo akory ny fatiny: Zava-maloto aminareo ireny.
malagasy
Ny henan'ireny tsy ho fihinanareo, ary ny fatiny tsy hokasihinareo akory; zava-maloto aminareo ireny.