Leviticus 11:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izay rehetra ao anatin’ny rano dia ireto no ho fihinanareo: Izay rehetra misy vombony sy kirany ao anaty rano, na ao anatin’ny ranomasina na ao anatin’ny ony, no ho fihinanareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Izao kosa no ho biby fihinanareo, amin’ny biby rehetra ao anaty rano: izay rehetra misy vombony sy misy kirany ao anaty rano, na ao an-dranomasina, na ao an-drenirano, no hohaninareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no ho fihinanareo amin’ny biby rehetra ao anaty rano, na farihy na ranomasina na renirano: ny biby rehetra misy vombony sy kirany.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izay rehetra ao anatin'ny rano dia izao no ho fihinanareo: Izay rehetra misy vombony sy kirany ao anaty rano, na ao anatin'ny ranomasina, na ao anatin'ny ony, no ho fihinanareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izay rehetra ao anatin’ny rano dia ireto no ho fihinanareo: Izay rehetra misy vombony sy kirany ao anaty rano, na ao anatin’ny ranomasina na ao anatin’ny ony, no ho fihinanareo;
malagasy
Ary amin'izay rehetra ao anatin'ny rano dia izao no ho fihinanareo: Izay rehetra misy vombony sy kirany ao anaty rano, na ao anatin'ny ranomasina, na ao anatin'ny ony, no ho fihinanareo;