Leviticus 12:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Raha misy vehivavy bevohoka ka tera-dahy dia haloto hafitoana izy; tahaka ny andro fahalotoany raha mararin’ny fadimbolany no hahalotoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mitenena amin’ny zanak’i Israely ataovy hoe: ny vehivavy miteraka, raha tera-dahy, dia haloto hafitoana, haloto tahaka ny amin’ny andro aharariany amin’ny fadim-bolany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hamepetra ny Israelita hoe: «Raha misy vehivavy niandry volana ka tera-dahy, dia haloto mandritra ny fito andro izy, tahaka ny aharetan’ny fahalotoany amin’ny fadimbolany.
Malagasy Bible 1865
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha misy vehivavy manan'anaka ka tera-dahy, dia haloto hafitoana izy; tahaka ny andro fahalotoany raha mararin'ny fadim-bolany no hahalotoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Raha misy vehivavy bevohoka ka tera-dahy dia haloto hafitoana izy; tahaka ny andro fahalotoany raha mararin’ny fadimbolany no hahalotoany.
malagasy
Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha misy vehivavy manan'anaka ka tera-dahy, dia haloto hafitoana izy; tahaka ny andro fahalotoany raha mararin'ny fadim-bolany no hahalotoany.