Leviticus 12:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Telo amby telopolo andro no hitoeran-dRavehivavy mba hadio amin’ny rany izy; tsy hanendry zava-masina izy, na hiditra ao amin’ny fitoerana masina mandra-pahatapitra ny andro fidiovany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izy mbola haharitra telo amby telopolo andro amin’ny ra hidiovany, ka tsy hikasika zava-masina, na ho any amin’ny fitoerana masina, mandra-pahatapitry ny andro fidiovany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary mandritra ny 33 andro aorian’izany kosa no mbola hidiovan-dravehivavy noho izy very ra teo am-piterahana; ka tsy hikasika zava-masina izy na hiditra ny Toeramasina, mandra-pahatapitry ny andro fidiovany.
Malagasy Bible 1865
Ary telo amby telo-polo andro no hitoeran-dravehivavy amin'ny ràny izay mahadio azy; tsy hanendry zava-masina izy, na hiditra ao amin'ny fitoerana masina, mandra-pahatapitry ny andro fidiovany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Telo amby telopolo andro no hitoeran-dRavehivavy mba hadio amin’ny rany izy; tsy hanendry zava-masina izy, na hiditra ao amin’ny fitoerana masina mandra-pahatapitra ny andro fidiovany.
malagasy
Ary telo amby telo-polo andro no hitoeran-dravehivavy amin'ny ràny izay mahadio azy; tsy hanendry zava-masina izy, na hiditra ao amin'ny fitoerana masina, mandra-pahatapitry ny andro fidiovany.