Leviticus 12:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tera-bavy kosa izy dia haloto tapa-bolana, tahaka ny tamin’ny fahalotoany amin’ny fadimbolany ihany koa, ary enina amby enimpolo andro no hitoerany mba hadio amin’ny rany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tera-bavy kosa izy, dia haloto tapa-bolana, toy ny amin’ny andro aharariany amin’ny fadim-bolany; ary haharitra enina amby enimpolo andro amin’ny ra hidiovany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Raha misy kosa vehivavy tera-bavy, dia haloto tahaka ny amin’ny fadimbolany izy, kanefa tapa-bolana no haharetan’ny fahalotoany; ary mandritra ny 66 andro aorian’izany kosa no mbola hidiovan-dravehivavy noho izy very ra teo am-piterahana.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tera-bavy kosa izy, dia haloto tapa-bolana, tahaka ny tamin'ny fahalotoany ihany koa; ary enina amby enim-polo andro no hitoerany hidiovany amin'ny ràny izay mahadio azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tera-bavy kosa izy dia haloto tapa-bolana, tahaka ny tamin’ny fahalotoany amin’ny fadimbolany ihany koa, ary enina amby enimpolo andro no hitoerany mba hadio amin’ny rany izy.
malagasy
Fa raha tera-bavy kosa izy, dia haloto tapa-bolana, tahaka ny tamin'ny fahalotoany ihany koa; ary enina amby enim-polo andro no hitoerany hidiovany amin'ny ràny izay mahadio azy.