Leviticus 12:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tsy tratry ny ananany ny zanak’ondry dia hitondra domohina roa na voromailala roa izy; ny iray dia hatao fanatitra dorana manontolo ary ny iray kosa dia hatao fanatitra fanadiovana; dia hanao fanavotana ho an-dRavehivavy ny mpisorona ka hadio izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy manan-kamidy ny zanak’ondry izy, dia domohina roa na vanto-boromahailala roa no hoentiny: ny iray hatao sorona dorana, ny iray hatao sorona noho ny ota, hanaovan’ny mpisorona fanonerana ho azy, dia hadio izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy tratry ny fananan-dravehivavy ny zanakondry anankiray, dia hitondra domohina na voromahailala anankiroa izy: ny anankiray hatao sorona dorana manontolo, ny anankiray kosa hatao sorona fanalana ny ota. Ary rehefa nataon’ny mpisorona tamin’ilay vehivavy ny fombam-pivavahana fanadiovana, dia hadio izy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy tratry ny ananany ny zanak'ondry, dia hitondra domohina roa na zana-boromailala roa izy, ny anankiray hatao fanatitra dorana, ary ny anankiray kosa hatao fanatitra noho ny ota; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho an-dravehivavy, dia hadio izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tsy tratry ny ananany ny zanak’ondry dia hitondra domohina roa na voromailala roa izy; ny iray dia hatao fanatitra dorana manontolo ary ny iray kosa dia hatao fanatitra fanadiovana; dia hanao fanavotana ho an-dRavehivavy ny mpisorona ka hadio izy.
malagasy